SEKOLY TALOHA

Sekoly Taloha

Nifampitafa tamin’ny Mpikarakara ny Hetsika SEKOLY TALOHA Edition Clan. Hetsika tamin’ny 08 Octobre 2016.

ANDRIAMAHALY Tanjona ( Profil Facebook )

Tanjona Andriamahaly

SEKOLY TALOHA

Seho an-tsehatra ahitana ireo rappeur sy groupe na rappeur maromaro

SEHO TSY MBOLA NISY NANAO MIHITSY ATRAMIN’NY NISIAN’NY RAP GASY

  • Inona no antony nanaovana ilay hetsika ?

Ny antony dia ny hanetsehana ny mouvement Haintso Haintso eto amin’ny tanana, sy hamerenana ny kely amin’ny fototra indray ny rap gasy , ireo anisan’ny tsy dia hita ela ela dia hiakatra an-tsehatra indray.

Interview Psykôpasy :

      Interview Psykôpasy

Interview Doubl’Enn :

      Interview Doubl'Enn
Psykopasy
DIO JAY
  • Mpanentana : TOLO
  • Mikosoka ny kapila : DIOJAY

 

  • Inona no lohahevitra noraisinareo amin’ilay izy ?

SEKOLY TALOHA, retour aux sources kely ho an rap gasy , special clan le am ito edition ito

  • Inona no tanjonareo tamin’ilay izy ?

Efa be dia be ny niandry an’ilay hetsika indrindra fa ny mpikiff taloha

TANGALA

Mila haverina kely ilay Rap taloha ho fankasitrahana ny mpanaraka ny pejy efa ho 8000 isa ampiaraka ireo groupe ireo. Ao daholo izany ny mpikifa rehetra tena mpanaraka ny Haintso Haintso.

Bogota

Annonce ana UNITE RAP GASY koa.

X CREW

  • Kozy Farany …

RAP GASY EN IMAGES dia hanomboka hikarakara hetsika maro isan-karazany.

Momban’ny « rap gasy en images » :

Ny nanombohana azy dia ny TRAP GASY SHOW edition , feno le PUB Ambatonakanga tamin’ny 5 aout 2015, dia ito ny hetsika faharoa SEKOLY TALOHA ary ho avy ny hetsika rehetra.

Ny tena tanjona dia ny AMPIHETSIKA NY RAP GASY REHETRA ETO MADAGASIKARA

Mississia

EZAHANA AMPIDIRINA NY MPANAO RAP ENY AM SISINY ENY AM FARITRA FA TSY TANA IRERY IHANY.

EZAHANAY NY AMPAHAFANTATRA IREO MANATALENTA ANATY RAP GASY , NA ZOKY NA ZANDRY , INDRINDRA IREO ZANDRY AMIN’NY HETSIKA MANARAKA REHETRA EO.

HO AVY MASIAKA NY REAL HIP HOP amin’ny taona 2017 FA IZAO DIA EFA MANOMANA.

 SAMY HAHAZO NY ANJARANY DAHOLO NY MPIKIFA HAINTSO HAINTSO SY NY MOZIKA URBAINE REHETRA

 

Laisser un commentaire