RAP SY TOLO-TANANA

Rap sy Tolo-tanana

HETSIKA FAMPISEHOANA LEHIBE:
« LIVE RAP SY TOLO-TANANA »
Amin’ny Alahady 4 Desambra 2016, ao amin’ny MADARAIL CASK PK 0 Gare Soarano manomboka amin’ny 2ora

Hiarahana amin’ny tarika maro :

  • DOUBL’ENN
  • MAMY SAYA & AL KASSIM
  • OTENTIKA CONNEXION
  • PSYKÖPASY
  • MASON’ALOKA 301
  • ARCHITECK
  • BUDDHA EL TAGA


Guest : TI-AH
Animation DJ : DIOJAY
Mpanentana : TOLO Shakespear
Mpanohana : TV Plus, Rap Gasy en image
Fandraisana anjara : 5000 Ariary


« Marihana fa ny vola hoazo amin’io dia hoentina hitsaboana namana anankiray tsy salama, koa manainga anao hivatsy FITIAVANA »

« Ho anareo namako mankafy Rap ato ,

Ho fitadiavam-bola entina hitsaboana an’i Faniry vadiko dia mikarakara an’ity hetsika Rap sy Tolo-tanana inty aho ny Alahady 04 Decembre 2016 am 2ora tolakando ao @ CASC PK0 MADARAIL

Ny vola azo rehetra amin’io dia hatontona ho amin’ny fitsaboana daholo, koa manentana antsika mba ho avy hifanoana aminay.

Hetsika voalohany ihany ity fa ho antsika namana tsy mankafy Rap dia mbola hisy hetsika Déjeuner dansant ho karakaraina ao aorian’ity hetsika ity dia izay hangatahanay mivady tolo-tanana feno antsika namana rehetra ato..

Misaotra betsaka antsika rehetra amin’ny fanohanana »    LARIO

Laisser un commentaire