RAP GASY TOP 50 & Classics

M3Free

HETSIKA GOAVANA : « RAP GASY TOP 50 & CLASSICS »
50 groupes, 50 titres…

Génération 1990’s, 2000’s, 2010’s iray sehatra

Manamarika ny FIRAISAN-KINA sy ny FITIAVANA an’ilay mozika RAP. Aparitao, ampahafantaro ny namana rehetra.

LIVE tena tsara, CONCEPT HAFA no atolotra anareo. Mahatoky ny fanohananareo, ny fahatongavanareo vahoakan’ny RAP GASY izahay.

Ho avy ny hira niarahana sy ny clip.
Date : 06 Août 2016
Lieu : ANTSAHAMANITRA manomboka @ 1ora

Laisser un commentaire