Mpaminany

MPAMINANY – TANGALA MAINTY

Mpikambana ary anisan’ny nanangana ny OL sy ny TANGALA MAINTY

Ireto lohahevitra ireo no mitoetra ao anatin’ny asa soratra :

  • Izay rehetra tsy hitan’ny maso no maharitra mandrakizay. « Hatsarao ny FANAHY dia hamafiso ny FINOANA fa ireo no miantoka ny MANDRAKIZAY »
  • Ny AMBANY TANY (Underground) dia FOMBA FISAINANA fa tsy atao FOMBA FIAINANA
  • Mitantara ny tontolon’ny TARA-PAHAMAIZINANA

Laisser un commentaire