End of The Weak Jour- J

Ginger Coffee Clubb Soanierana 10 Avril 2016

 

BIG

Ity moov ‘ty ‘zany tena io hita amin’ny akanjoko io. Concours rap international ilay izy, tonga eto amin’ny tanàna ilay izy dia manomboka amin’ity taona ity ary izao dia manao casting ny MC mahafehy ny End of the Weak izay fifaninanana rap ary misy épreuve anaky dimy ilay izy.

Ohatran’izay ‘zany dia mitady hoe iza izany ny kof’boay gasy mahafehy an’izay amin’izao. ‘Zay ‘zany ilay ketrika amin’izao dia ‘zay ‘zany ilay atao hoe After alahady ity, in-droa isam-bolana, ato amin’ny Ginger Coffee Club ity, atreto ‘lo mbola ato ‘ty. Dia ‘zay, misy an’ilay concours dia misy showcase,manal’azy miaraka amin’ny bandy rehetra ….

BOSKA

Ok … rapgasy.mg BOSKA représent X-CREW ao amin’ny HOMOSAPIENZ.

Voalohany indrindra aloa dia misaotra  an’elah izany nanokana fotoana vetivety hoe : »ndao less ra Boska mba hikozikozy elah… »

Ny zavatra tiako tenenina fotsiny izany dia hoe :  » Ho an’ireo mpirevy Rap dia mijanona fa ho enon’ny Hip Hop foana e … ho ela velona ny rap gasy … « 

PSYKOPASY

Tonga dia efa kiff ‘mlay be ‘le End of The Weak, mandray anjara ny X-CREW

Efa kopy elah fa tonga dia amin’ilay tsy miova amin’ny mahazatra ihany ilay izy …hardcore, Boum boum bap be miaraka amin’ny live matsiro kopy ela e…

‘Zay e X CREW sur …

Ngah-B

Alahady ny andro dia eto amin’ Ginger miaraka amin’ny … misy moov ‘zay zany tena hoe EOW, ao anatin’zay misy bandy be dia be mi-rap,misy zandry ao ary misy efa génération efa taloha koa. Oatran’zany ao anaty rap foana, TSB manotrona ny zavatra oatran’zany.

Eto ‘zay androany handatsaka hira classika ary hira vaovao ho an’ny rap gasy sy ho an’ny vahoakan’ny rap gasy.

Respect ho an’ireo mpakafy rap gasy. Big up!!

Doubl’Enn

Manampy e… manampy ny fandroson’ny Rap gasy ny tena Plan-ko ka natsoina dia tonga dia … ‘zay ‘lo no ataoko ato androany fa ra ankoatra izany dia ny plan mbola bobaka any ambadika any amin’ity taona ity …

Laisser un commentaire