COMMUNIQUE CONCERT LIVE RAP GASY -TANGALA MAINTY CLAN -SAGA TANGALA 2

 

Miarahaba ,

Misy hetsika ara-koltoraly rap gasy indray ho karakarainay

Koa dia manasa antsika mpanao gazety hanampy amin’ny fanamparitahana ny vaovao,sy famoahana amin’ny gazety izany hetsika izany.

LIVE SAGA TANGALA 2 izy io , izay ho atao ny 7 octobre ho avy izao  ao am CFM anosy  iarahana amin’ny  TANGALA MAINTY CLAN izay anisan’ny clan rap gasy voalohany teto madagasikara.
Tamin’ny taona 2005 ny hetsika farany koa dia manasa anareo izahay hanandratra ambony  indray ny taranja Haintso Haintso Underground.
Mankasitraka sahady anareo,
Tanjona Andriamahaly  –  mpikarakara
 

Laisser un commentaire